| Teny iditra | poritina (poritra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Poritina hatraiza hatraiza izahay, nefa tsy tery;
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | poretina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|