| Teny iditra | raban-tsahona | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | raba, sahona | |
| Feon' ny sahona mihoraka Fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra [1.1] | ||
| Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba [1.2] | ||
| Coassement des grenouilles. Fig. anarchie, désordre [1.3] | ||
| Tovy hevitra | fanjakana raban-tsahona ~ fanjakan' i Baroa ~ tany manjaka hova | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14 |
|