|
|
|
|

Teny iditra sahona
Sokajin-teny anarana
 Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [1.1]
 A frog [1.7]
 Grenouille [1.3, 1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [2.69]
2Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558]
Haiendriteny 
Tsotra : sahona, sahoko, sahonao, sahony, sahontsika, sahonay, sahonareo, sahon', sahon-, sahom-, saho-
Tovonana : -tsahona, -tsahoko, -tsahonao, -tsahony, -tsahontsika, -tsahonay, -tsahonareo, -tsahon', -tsahon-, -tsahom-, -tsaho-
Lahatsoratra 

Teny iditra sahona
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24