| Teny iditra | raborobosy | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
| The name of a mythical person said to have invented the art of divining by the Sikidy. See borobosy [1.2] | ||
| [ raboribosy ] Nom d'un devin célèbre qui apprit les Sikidy avec les Arabes, et les pratiqua le premier parmi les Hovas [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Voalohany nafindra ny tamy ny Kiboandrano sy Raborobosy, dia nandika ireo amy ny olona.
[2.48] | |
| Tovy hevitra | rakiboantoandro | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/25 |
|