| Teny iditra |
rainiolona
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | ray,
olona |
| | Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [1.1]
|
| | Artillerymen [1.2]
|
| | Les artilleurs [1.3]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava.
[2.472]
|
|
| Teny iditra |
rainiolona
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | ray,
olona |
| | The elders of a tribe or town, the chief tribe [1.2]
|
| | [ rain' ny olona ] Les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [1.3]
|
| Ohatra | Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka;
[2.48]
|
|