|
|
|
|

Teny iditra rambony (rambona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana rambonana [Fitanisana]
Tovy hevitra rambosy

Teny iditra rambony
Sokajin-teny endritenin' ny hoe rambo
Ohatra 
1Kitoza tsy maimbo ny rambony; [2.69]
2Fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [2.117]
3amin' ny rambony no anombohany azy ary fy dia fy aminy ery ilay zava-mora tsy dia inona loatra amin' ny mpanana. [2.470]

Teny iditra rambony
Sokajin-teny endritenin' ny hoe rambo
 Cedilla [3.1]
 Cédille [3.4]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17