|
|
|
|

Teny iditra ranomasina
Sokajin-teny anarana
Singan-teny rano, masina
 Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
 The sea
The first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.] [1.2]
 The sea [1.7]
 La mer [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [2.471]
2Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [2.48]
Haiendriteny 
Tsotra : ranomasina, ranomasiko, ranomasinao, ranomasiny, ranomasintsika, ranomasinay, ranomasinareo, ranomasin', ranomasin-, ranomasim-, ranomasi-
Tovonana : -dranomasina, -dranomasiko, -dranomasinao, -dranomasiny, -dranomasintsika, -dranomasinay, -dranomasinareo, -dranomasin', -dranomasin-, -dranomasim-, -dranomasi-
Lahatsoratra 

Teny iditra Ranomasina
Sokajin-teny anarana (lohatenim-boky)
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy 2000. Librairie Mixte. Ambainy: 12cm. Haavony: 17cm. Takila: 74. Boky miisa: 600.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11