| Teny iditra | ranomaso | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | rano, maso | ||||
| Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy [1.1] | |||||
| Tears. [Mal. Ayer mata.] [1.2] | |||||
| Tears [1.7] | |||||
| Larmes [1.8] | |||||
| [Sakalava-Mayotte] Larme [1.405] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny.
[2.324] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Teny iditra | ranomaso | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Taisaka] Vola fampiononana amin'ny fahoriana [1.78] | |||||
| [Sihanaka] Famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso [1.78] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |
|