| Teny iditra | ranonorana | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | rano, orana | ||||
| Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1] | |||||
| Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika [1.2] | |||||
| Rain [1.7] | |||||
| Pluie, eau de pluie [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | orana | ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21 |
|