|
|
|
|

Teny iditra ratsy fo
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny ratsy, fo
 Ilazana ireo olona sosisosy, tezitezi-poana, mora tohina sy misafoaka ary mitahiry hatezerana sy manao an-dolompo [1.1]
 Malicious [1.7]
 Qui a mauvais coeur, méchant, colère [1.3]
 Malicieux, méchant, colérique, colère [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01