| Teny iditra | refarefa (refa) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mitaritarika amin' ny tany [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | refarefa (refa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mitaritarika amin' ny tany, ny zavatra mitarozaka ela loatra, ny masoandro madiva hilentika, ny olona mitaredretra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/07/31 |
|