| Teny iditra | mirefarefa (refarefa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mirefarefà (refarefa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirefarefa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |
|