| Teny iditra | rendrehana (rendrika) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra [1.1] | ||
| Sleepy [1.7] | ||
| Qui a sommeil, assoupi [1.8] | ||
| Tsipelina hafa | rendremana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2011/11/25 |
|