| Teny iditra | rendremana (rendrika) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra [1.1] | ||
| Almost asleep, heavy with sleep [1.7] | ||
| à moitié endormi, endormi [1.8] | ||
| Tsipelina hafa | rendrehana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/06/09 |
|