| Teny iditra | renin-jaza | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | reny, zaza | ||||
| Niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana Ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana Iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy [1.1] | |||||
| Celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision Celle qui donne sa fille en mariage Sage-femme [1.3] | |||||
| Voambolana | ~ | ||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|