|
|
|
|

Teny iditra reniomby
Sokajin-teny anarana
Singan-teny reny, omby
 Vache qui a vêlé [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Folo ihany ny ombinay : efa-dahy ombilahy mpiasa ary ombi-vavy enina, ka ny efatra reniomby fa ny roa vao vantony. [2.332]
2Ary fantaro avokoa izay reniomby amin' ireo omby arivo mitaiza ireo, sy izay reniny amin' ireto vadiko aman-janako ireto. [2.69]
Haiendriteny 
Tsotra : reniomby, reniombiko, reniombinao, reniombiny, reniombintsika, reniombinay, reniombinareo, reniombin', reniombin-, reniombim-
Tovonana : -dreniomby, -dreniombiko, -dreniombinao, -dreniombiny, -dreniombintsika, -dreniombinay, -dreniombinareo, -dreniombin', -dreniombin-, -dreniombim-

Teny iditra reniomby
Sokajin-teny anarana
Singan-teny reny, omby
  [Betsileo] (de re : perçu ; et omby : boeuf ; nom de plusieurs plantes toxiques, que les boeufs évitent soigneusement). Ce sont surtout :
(1) Rhaphispermum gerardioides Benth. (Orobanchaceae). Signalé par Descheemaeker.
(2) Dialypetalum humbertianum E. Wimm. (Campanulaceae). Cette dernière riche en alcaloïdes non encore étudiée. Nom relevé en compagnie de M. Rakotoarisoa, pharmacien et maire d'Ambositra. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/05