| Teny iditra | riana | |||||||||
| Sokajin-teny | anarana | |||||||||
| Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1] | ||||||||||
| Rapids, a waterfall [1.7] | ||||||||||
| Rapide, cascade [1.8] | ||||||||||
| Voambolana | ||||||||||
| Ohatra |
| |||||||||
| Sary |
| |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/03 |
|