|
|
|
|

Teny iditra ridana
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
 Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1]
Ohatra Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/25