| Teny iditra |
miboridana
(boridana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy miakanjo, tsy mitafy, tsy misy rakony: Mba asio lambany re itý latabatra fa aza avela hiboridana toy izao
[1.1]
|
| | To be naked [1.7]
|
| | être nu [1.8]
|
| Ohatra | Nasaina niboridana dia nilahatra nanao tohivakana ny hotsaraina.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miboridana |
| Ny lasa : |
niboridana |
| Ny hoavy : |
hiboridana |
| Filaza mandidy : |
miboridàna |
|
|
| Teny iditra |
miboridàna
(boridana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miboridana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|