|
|
|
|

Teny iditra rindrina
Sokajin-teny anarana
 Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra
Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra
Enti-milaza koa ny tsy fivohana [1.1]
 The wall of a house [1.7]
 Mur d'une maison, clôture [1.8]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19