| Teny iditra |
mirindrina
(rindrina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina [1.1]
|
| Ohatra | Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mirindrina |
| Ny lasa : |
nirindrina |
| Ny hoavy : |
hirindrina |
| Filaza mandidy : |
mirindrìna |
|
|
| Teny iditra |
mirindriña
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tambahoaka]
Manidintsidina [1.78]
|
|
| Teny iditra |
mirindrìna
(rindrina)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirindrina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Ohatra | Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao.
[2.996]
|
|