|
|
|
|

Teny iditra tsiroaroa (roa)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Two by two [1.7]
 Deux à deux [1.3, 1.5]
Ohatra 
1Adikako tsiroaroa ny teny mifanohitra hevitra. [2.117]
2Antily mandeha tsiroaroa ary roa sosona no miantoka ny fiarovana ny toby any ivelany. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20