| Teny iditra | rofy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] Faty, fahoriana [1.78] | ||
| Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [1.1] | ||
| Illness, ill health [1.7] | ||
| Maladie, malaise [1.54] | ||
| Maladie chronique, mauvaise santé [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao!
[2.470] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |
|