|
|
|
|

Teny iditra marofy (rofy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra [1.1]
 Ill, feeble [1.7]
 Débile, maladif [1.8]
Voambolana 
Ohatra Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : marofy
Ny lasa : narofy
Ny hoavy : harofy
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15