|
|
|
|

Teny iditra ronono
Sokajin-teny anarana
Singan-teny ro, nono
 Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1]
 [ro, sauce.] milk [1.2]
 Milk [1.7]
 Lait [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470]
2Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472]
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20