| Teny iditra | rorana (rora) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tsipazana rora: Nororan' ilay mpanao fanafody ny fery dia toa maina Atao tsinontsinona, tebahina, fotsifotsina, zimbazimbaina: Nororany ilay mpangalatra dia lasa izy [1.1] | |||||||||
| To be spat upon [1.7] | |||||||||
| Sur qui ou quoi on crache [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|