| Teny iditra | rora | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka. [1.1] | ||
| Spittle [1.7] | ||
| Salive, crachin [1.8] | ||
| Ohatra | na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony.
[2.470] | |
| Sampanteny |
| |
| Mpanahaka | ivy ~ ranivy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |
|