| Teny iditra | rozatina (rozatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Roridroritina, sintontsintonina: Mafy ny mahazo an' itsy vehivavy itsy fa rozatin-janany foana ny nonony Averimberina lazaina tsisy farany mba hamelezana olona [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|