|
|
|
|

Teny iditra ry
Sokajin-teny kianteny [Fitanisana]
 Kianteny kely:
a) atao eo alohan' ny anaran' olona antsoina: Ry Koto a! ento aty ny solomasoko
b) atao eo alohan' ny anaran' olona itenenana am-pitiavana: Ry havana, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro;
d) atao eo alohan' ny anaran' olona angatahan-javatra amim-pitalahoana: Ry Tompo ô, mamindrà fo aminay [1.1]
 Used in adressing a person or persons, as: ry hàvana malala, dear friends [1.7]
 Vocative; ex. : ry havana malàla, chers amis [1.8]
Ohatra 
1Eny, ry Neny; [2.470]
2- Ho olona toa inona re no ho tompon' ny fonao, ry Lala? [2.471]

Teny iditra ry
Sokajin-teny anarana
 Izay ampiasaina raha olona maro no tondroina: Efa tonga ve ry Rakoto mianakavy? ~ Tsy fantatro ny nalehan-dry zalahy [1.1]
 Sign of the plural, as : Tonga ry Rakoto, Rakoto and his companions have come [1.7]
 Part. signe du pluriel; ex. : Tònga ry Rakòto, Rakoto et ses compagnons sont venus [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : ry, -dry

Teny iditra ry
Sokajin-teny anarana
 Jereo ray [1.1]

Teny iditra ry
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
  [Taisaka] izy [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30