|
|
|
|

Teny iditra sa
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
 Ampiasaina hisolo ny "na" raha manontany, ka araka izany, dia entina hampisafidy amin' ny zavatra roa: Inonano tianao, zanaka sa harena [1.1]
 Or ? used in question or in presenting alternative choices, as: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (which do you like; the white one or the red one ?) [1.7]
 Ou; sert à poser une question en présentant un choix; ex.: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (lequel aimez-vous, le blanc ou le rouge?) [1.8]

Teny iditra sa~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny sa~]
 Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza asa misy fihetsehana: Sabaka (baka), safelika (felika) [1.1]
 A prefix to many roots, as safidy for fidy, etc. [1.2]
 Préfixe qu'on ajoute à certaines racines et qui sert à former des racines secondaires: savily de vily. [1.3]

Teny iditra sa
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Vintana, lahatra [1.78]

Teny iditra sa
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Resaka, teny [1.78]

Teny iditra sa
Sokajin-teny mpamaritra (vavy)
 -ny: Sa mère (ny reniny) [1.9]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/30