|
|
|
|

Teny iditra sadasada (sada)
Sokajin-teny mpamaritra
 Speckled, of mixed color [1.7]
 Moucheté [1.3]
 Tacheté, bariolé [1.8]
Ohatra 
1Papango sadasada va ity lovako, ka ifandafaran' ny papango avy hatraiza hatraiza? [2.996]
2Ary izany dia mbola fahavoazana iray hafa koa nateraky ny fianarana sadasada novimbinin'ny fanjana-hantany. [2.503]
Tovy hevitra sada

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02