| Teny iditra | safarina (safary) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asiana safary, asiana olakola-teny mba hanalavana taria na hanarinariana dia: Aza safarinao amin' ny ohabolana sy hain-teny ny resaka, Randrenja a (Kilalaon' afo -- R.R.-R) [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|