|
|
|
|

Teny iditra safary
Sokajin-teny anarana
 Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana taria: Aza be safary eo ianao fa izay hevitrao ambara [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra saroro

Teny iditra safary
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Làlana na làlam-be na kely (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353]

Teny iditra safary
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Volana fahaefatra amin'ny taona [1.78]
Voambolana 

Teny iditra safary
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] (au sens général : qui fait des contours ; allusion au port tortueux et rampant de la plante). Boerhavia repens L. (Nyctaginaceae). La décoction est souvent administrée comme purgatif. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Boerhavia repens

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28