| Teny iditra | safononoka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | safotra, nonoka | |
| Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena [1.1] | ||
| [ safo-nonoka ] Brimful (of a river in spate) [1.7] | ||
| [ safo-nonoka ] Plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein [1.3] | ||
| [ safo-nonoka ] Plein jusqu'au bord [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |
|