|
|
|
|

Teny iditra safosiaka
Sokajin-teny anarana
Singan-teny safo, siaka
 Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy
Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao [1.1]

Teny iditra safo siaka
Sokajin-teny kambanteny
 (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01