| Teny iditra | saika | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1] | |||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | saika | ||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||
| Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1] | |||||
| Almost [1.7] | |||||
| Presque [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | saiky | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |
|