|
|
|
|

Teny iditra saikatra
Sokajin-teny mpamaritra
 Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [1.1]
 Hesitant, undecided [1.7]
 Qui hésite; [1.8]
Ohatra "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [2.472]
Sampanteny 
Tovy hevitra saikatsaikatra

Teny iditra saikatra
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tambahoaka] Vositra, voavositra: omby saikatra [1.78]
 Enti-milaza ny omby vositra
Sarindahy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/12