|
|
|
|

Teny iditra saikatsaikatra (saikatra)
Sokajin-teny mpamaritra
 Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1]
 Hesitant, undecided [1.7]
 Qui hésite; [1.8]
Ohatra Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay. [2.472]
Tovy hevitra saikatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20