| Teny iditra | saily | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Laharan-tsikidy fahefatra ambin' ny folo, milaza ny reny na ny be sy ny maso [1.1] | ||
| Mpanahaka | sikidy | |
| Teny iditra | saily | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] Reny na ny niteraka na hafa (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353] | ||
| Teny iditra | saily | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Nom d'une liane, d'après Dandouau . [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/10/01 |
|