| Teny iditra | salova | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] Lamba misarin-kitapo fitafim-behivavy [1.78] | ||
| [Tanala] Fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | salovaña | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|