| Teny iditra | salovantava | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | salovana, tava | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: tarehy [1.1] | |
| Ohatra | Ny maso ny lavalava, ny salovantava ny mibontsina kely, ny volony tsotra sy henjana, ny tarehy ny somary tamotamo, dia tsy mampisalasala na dia kely akory
[2.48] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08 |
|