| Teny iditra |
sama
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Misokatra be, samaka, ary tsy fiteny afa-tsy amin' ny vava tokana ihany: Sama vava [1.1]
|
| | Qui a une large bouche [1.3]
|
| | Qui a la bouche grande ouverte [1.196]
|
|
| Teny iditra |
sama
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Karazam-borona sahala amin' ny vano (Phoenicopterus antiquarum) [1.1]
|
| | The flamingo [1.7]
|
| | Flammant (Phoenicopterus antiquarum) [1.3]
|
| | Le flamant [1.8]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Phoenicopterus antiquarum |
| Ohatra | ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika
[2.996]
|
| Lahatsoratra |
|
| Teny iditra |
sama
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Merina]
Vitex sp. (Lamiaceae).
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Vitex sp. |
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Vitex sp. |
|
| Teny iditra |
Sama
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Sama [2.996]
|
| | Shammah [2.996]
|
| | Shamma [2.996]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|