| Teny iditra |
samy
|
| Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
| | Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [1.1]
|
| | Both, each, every one [1.7]
|
| | Chacun, l'un et l'autre [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Samy manana ny tiany.
[2.296]
|
| 2 | Samy naka aina aloha.
[2.4]
|
| 3 | Samy tia, samy manina.
[2.69]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
samy |
| Tovonana : |
-tsamy |
| Filaza mandidy : |
samia |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|