|
|
|
|

Teny iditra sandoka
Sokajin-teny anarana
 Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka
Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [1.1]
 A fraud [1.7]
 Fraude [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra sandoka
Sokajin-teny mpamaritra
 Fraudulent, false [1.7]
 Frauduleux, faux [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19