| Teny iditra | sinandoka (sandoka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voasandoka, sandohana, lazaina fa an' ny tena ka alaina: Nosinandony ny lambako [1.1] | |||||||
| Qu’on a trompé, obtenu par la fraude, par la supercherie [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voasandoka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|