| Teny iditra | sangodim-panina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | sangodina, fanina | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: kifanim-panina | |
| Ohatra | Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada!
[2.471] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |
|