| Teny iditra | sangy mihoatra ny loha | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | sangy, mihoatra, loha | |
| Kivazivazy mihoa-pampana ka manjary mahavoafady [1.1] | ||
| Littéral "badinage qui dépasse la tête". Plaisanteries inconvenantes qui nuisent [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |
|