Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
sao
za
nina
Sokajin-teny
mpamaritra
Farary, kely hery sy osa
[
1.1
]
Weak, feeble, recovering from an illness
[
1.2
]
Sickly, in poor health
[
1.7
]
Maladif, chétif
[
1.8
]
Voambolana
Ohatra
1
toa
saozanina
nefa matanjaka tsara ihany.
[
2.470
]
2
Ny Alakamisy dia olona farary,
saozanina
, taizan' aretina.
[
1.381
]
Sampanteny
fahasao
za
nina
,
hasao
za
nina
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/19