| Teny iditra | sarana (sara) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Andoavana:
Sarana ohatrinona ny lakanao hitondra anay erỳ ampita erỳ (mpanao fanafody) Karamaina: Nosarako roapolo ilay mpanotra ny tanako folako [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | sarana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Tankarana] (orthographié « saran » par Martin). Nom d'un champignon vénéneux de Diégo Suarez d'après l'Administration en chef Martin ; Journal Officiel de Madagascar, 15e année, n° 262 (16 Juin 1898), p. 1999 ; ( sarana est le participe de sara, c'est peut être un nom magique). [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|