|
|
|
|

Teny iditra sarandrana
Sokajin-teny anarana
 Lamba lavalava ataon' ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany [1.1]
 Longue toile que les hommes passent entre les jambes et autour des reins. Comme salaka. [1.3]
  [Bezanozano] Salaka [1.78]
Voambolana 
Ohatra Ary lobaka mitsindry sarandrana no mendrika ho fanaony amy ny filaharana; [2.59]
Sampanteny 
Tovy hevitra sadika ~ salaka

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/16